tkg_jhn_text_reg/16/22.txt

1 line
506 B
Plaintext

\v 22 Ka malahelo anareo amisia, kanefa Iao mbola hifakaita aminareo indraiky, ary ho faly gne fonareo, ary tsy hisy hangala izà hafalianareo izà aminareo. \v 23 Amin'izà andro izà da tsy hangataky aminah na ino na ino anareo. Ambarako aminareo, marina, da marina tokôtry, raha mangataky na ino na ino amè Ray amè agnarako anareo, da homeny anareo izà. \v 24 Hatramin'izao anefa tsy mbola nangataky na ino na ino tamin'gne agnarako anareo. Mangataha, da homeny anareo mba ho feno gne hafalianareo.