tkg_jhn_text_reg/16/19.txt

1 line
668 B
Plaintext

\v 19 Hitan'i Jesosy fa te-hagnotany Anazy indreo, da hoy Izy tamindreo hoe: "Iao gne agnontanianareo tegna, da gne tiako hambara amè fizàka hoe: 'Fotoa kidy sisa da tsy hahita Anah esana anareo, ary afaky fotoa kidikidy indraiky nefa da hahita Anah anareo'? \v 20 Zàkaiko aminareo, marina, da marina tokôtry, fa hitagny anareo ary hitaraigny, fa izao tontolo izao koa hifaly. Ho feno alahelo anareo, kanefa ho lasa hafalia izà alahelonareo izà. \v 21 Rehefa mihetsi-jaza gne viavy raiky da malahelo satria tonga gne fotoa, fa rehefa teraky kosa ilay koboty, da tsy tadidiny esana gne alahelony nohon'gne hafalia fa nisy koboty teraky eo amin'izao tontolo izao.