tkg_jhn_text_reg/16/17.txt

1 line
399 B
Plaintext

\v 18 \v 17 y teo gne sasany tamindreo mpianatriny nifampiresaky hoe : "Ino ary izà zàkainy antsika izà hoe : 'Afaky fotoa kidikidy da tsy hahita Anah esana anareo ary afaky fotoa kidikidy hafa da hahita Anah indraiky anareo,' sy hoe : 'Satria ho agny amè Ray Iao'?" \v 18 Noho izà da hoy indreo hoe : "Ino ary izà zàkainy izà hoe :' afaky fotoa kidikidy'? Tsy fantatray gne tiany hozakay."