tkg_jhn_text_reg/16/15.txt

1 line
256 B
Plaintext

\v 15 Izay rehetra anagna'gne Ray da Anah. Noho izà, nizàka Iao fa ilay Fanahy da hangala amin'izay Anah ary hizàka izà aminareo. \v 16 Afaky fotoa kidikidy da tsy hahita Anah esana anareo, ary afaky fotoa kidikidy hafa da hahita Anah indraiky anareo."