tkg_jhn_text_reg/16/12.txt

1 line
400 B
Plaintext

\v 12 Mana zavatry maro hozakay aminareo Iao, fa tsy ho azonareo gne hevitr'izà izao. \v 13 Kanefa, rehefa avy izy, Fanahin'gne Fahamarinà, da hitariky anareo ho amè fahamarinà rehetra, satria tsy hizàka avy amè tegnany izy. Fa hizàka izay rehetra reny izy, ary hizàka aminareo ireo zavatry izay ho avy. \v 14 Hanome voninahitry Anah izy, satria gne avy Aminah avao gne hambarany aminareo.