tkg_jhn_text_reg/16/03.txt

1 line
294 B
Plaintext

\v 3 Ho ataondreo izà satria tsy mahalala gne Ray na gne Tegnako indreo. \v 4 Nozàkaiko anareo ireo zavatry ireo mba rehefa avy gne lerandreo, da ho tsaronareo fa efa nozàkaiko taminareo gne momba andreo. Tsy nambarako taminareo ireo zavatry ireo taloa tagny, satria mbola teo aminareo Iao.