tkg_jhn_text_reg/16/01.txt

1 line
243 B
Plaintext

\v 1 Nozakaiko taminareo izà zavatry rehetra izà mba tsy afa-baraky anareo. \v 2 Ho roahindreo ao amè synagoga anareo. Fa tonga gne andro rehefa hihevitry izay rehetra mamono anareo fa indreo da manolotry zavatry tsara ho an'Andriamanitry.