tkg_jhn_text_reg/15/20.txt

1 line
459 B
Plaintext

\v 20 Tsarovy gne zàka nozakaiko taminareo hoe :'Gne mpanompo da tsy zakabe noho gne tompogny. ' Raha nagnia Anah indreo, da hagnia anareo koa; ary raha nitandrina gne zakako indreo, da hitandrigny gne anareo koa. \v 21 Hamboatry ireo zavatry rehetra ireo aminareo indreo nohon'gne Agnarako, satria tsy fantandreo Izy izay nagniraky Anah. \v 22 Raha tsy tonga sy nizàka tamindreo Iao, da tsy nagnota indreo, fa amin'izao tsy afa-miala amè fahotany indreo.