tkg_jhn_text_reg/15/16.txt

1 line
303 B
Plaintext

\v 16 Tsy nifidy Ahy anareo,fa Izaho gne nifidy anareo ary notendreko anareo mba andeha ka hamokatry, ary mba tokotry hidoboky gne vokatrareo. Natao izà mba na ino na ino angatahinareo amè Ray amè Anarako. da homeny anareo izà.\v 17 Iregny raha iregny gne andidiko anareo mba hifankatiavanareo.