tkg_jhn_text_reg/15/10.txt

1 line
264 B
Plaintext

\v 10 Raha mitandrina ireo didiko anareo, da hipetraky ao amè fitiavako, taky gne nitandremako ireo didin'gne Raiko sy nidoboako tao amè fitiavagny.\v 11 Nizàka ireo zavatry ireo taminareo Aho mba ho ao aminareo gne hafaliako ary mba ho feno gne hafalianareo.