tkg_jhn_text_reg/14/15.txt

1 line
369 B
Plaintext

\v 15 Raha tia Ahy anareo, da hitandrigna ireo didiko,\v 16 ary hivavaky amèRay Aho, da hanome anareo Mpagnanatry hafa Izy mba ho eo aminareo mandrakizay izy-\v 17 ny Fanahin'gne fahamarinagna. Tsy afaka mandray Azy izao tontolo izao satria tsy mahita na mahafantatry Azy. Fa anareo koa mahafantatry Azy, satria midoboky miaraky aminareo Izy ary ho ao anatinareo.