tkg_jhn_text_reg/14/04.txt

1 line
412 B
Plaintext

\v 4 Anareo gne mahafatatry izay izay ombako." \v 5 Hoy Tomasy tamin'i Jesosy hoe:"Tompo,tsy fantanay izay ombanao,ahoana gne hahafantaranay gne lalagna?" \v 6 Hoy Jesosy tamin'azy hoe:"Izaho gne lalana,fahamarinana,ary fiainagna; tsy misy magnato gne Ray raha tsy amè alalako. \v 7 Raha nahafantatry Ahy anareo, da tokotry ho nahafantatry gne Raiko koa. Manomboka izao da fantatrareo Izy ary efa hitanareo."