tkg_jhn_text_reg/14/01.txt

1 line
359 B
Plaintext

\v 1 Aza avela hangorohoro gne fonareo. Mino an'Andriamanitra anareo, da minoa anaha koa.\v 2 Misy efitry maro ao andragnon'gne Raiko. Raha tsy izany, da efa nizaka taminareo aho, fa hagnomagny toera ho anareo. \v 3 Raha handeha ahao ary hagnomagny toera ho anareo, da hipody hindraiky aho ary handray anareo ato amiko, ka izay misy anaha da hisy anareo koa.