tkg_jhn_text_reg/13/36.txt

1 line
454 B
Plaintext

\v 36 Hoy Simona Petera taminy hoe: "Tompo, fa andeha ho aia Anao?" Namaly Jesosy hoe: "Izay andehanako, da tsy afaky hanarahanareo Anah izao, fa hagnaraky anareo agny afara." \v 37 Da hoy Petera taminy hoe: "Tompo, nahoa iao gne tsy afaky magnaraky Anao izao? Hafoiko ho Anao gne aiko." \v 38 Da namaly Jesosy hoe: "Hafoinao ho Anah gne ainao? Ambarako aminao, marina,da marina tokôtry, fa mbola tsy hagneno gne akoho da efa handà Anah in-telo anao."