tkg_jhn_text_reg/13/31.txt

1 line
454 B
Plaintext

\v 31 Rehefa lasa Jodasy, da hoy Jesosy hoe:" Amisia da omem-boninahitry gne Zanak'Olo, ary Andriamanitry da omem-boninahitry ao aminy. \v 32 Andriamanitry da hanome voninahitry Anazy ao amè tegnany, ary Izy hanome voninahitry Anazy avy hatrany. \v 33 Ry marao madiniky, fotoa fohy sisa gne hindraisako aminareo. Hitadia Anah anareo, ary araky gne nambarako tamindreo Jiosy hoe: 'Zay alehako, tsy azonareo aleha.' Ary ambarako aminareo koa izà amisia.