tkg_jhn_text_reg/13/28.txt

1 line
433 B
Plaintext

\v 28 Tamin'izà indreo rehetra teo an-databatry tsy nisy nahalala gne antony nizàkan'i Jesosy anazy izà. \v 29 Gne sasany nieritreritry hoe, satria Jodasy gne nitazogny gne kitapom-bola, gne nizàkan'i Jesosy taminy hoe: "Vidio gne zavatry rehetra ilaintsika amè andro fifalia," na hoe tokotry hanome zavatry hoan'gne mahantra izy. \v 30 Raha avy nandray gne mofo Jodasy, da lasa nijoso avy hatrany izy. Aly gn'andro tamin'izay.