tkg_jhn_text_reg/13/21.txt

1 line
264 B
Plaintext

\v 21 Rehefa nagnambara izà Jesosy, da nangorohoro gne fagnahiny. Nagnambara Izy ary nizáka hoe: "Ambarako aminareo, marina, da marina tokotry fa hisy raiky aminareo hamadiky Anah." \v 22 Nifagnety indreo mpianatry, nagnontany tegna hoe ia izà nozàkainy izà.