tkg_jhn_text_reg/13/16.txt

1 line
465 B
Plaintext

\v 16 Ambarako aminareo, marina, da marina tokôtry, fa gne mpagnompo da tsy ho zakabe noho tompony izà mihintsy; na koa gne mpitondra hafatry da tsy zakabe nohon'gne nagniraky anazy. \v 17 Raha fantatrareo ireo zavatry ireo, da ho tahia anareo raha magnatanteraky izà. \v 18 Tsy anareo rehetra gne reshako; fantatro ireo izay nofidiko fa izà da mba hahatanteraky gne Soratra Masina hoe: 'Izay mihinagny gne mofoko da nanandratry gne vodi-tombony hamadika Anah.'