tkg_jhn_text_reg/13/12.txt

1 line
508 B
Plaintext

\v 12 Ka rehefa avy nanasha gne tombondreo Jesosy sy nangala ireo lambany ka nidoboky indraiky, da hoy Izy tamindreo hoe: "Fantatrareo gne naniko ho anareo? \v 13 Angianareo Iao hoe 'mpampianatry' sy 'Tompo,' ary marina gne voazàkanareo, satria izà tokôtry Iao. \v 14 Kanefa raha Iao, sady Tompo gne mpampianatry, gne nanasha gne tombonareo, anareo avakoa da tokotry hifanasha gne tombonareo. \v 15 Satria efa nagnome ohatry ho anareo Iao ka mba tokotry hagnano toy izay naniko ho anareo avakoa anareo.