tkg_jhn_text_reg/13/06.txt

1 line
521 B
Plaintext

\v 6 Nagnato an'i Simona Petera Izy, ary hoy Petera taminy hoe: "Tompo, hanasha gne tomboko avao Anao?" \v 7 Jesosy namaly ary nizàka taminy hoe: "Izay ataoko da mbola tsy ho azonao izao gne heviny, fa ho azonao avao izà afara agny." \v 8 Hoy Petera taminy hoe: "Tsy hanasha gne tomboko mihintsy Anao." Jesosy namaly anazy hoe: "Raha tsy manasha gne tombonao Iao, da tsy managny anjara ato amiko anao." \v 9 Hoy Simona Petera taminy hoe:" Tompo, aza gne tomboko avao gne sashà, fa gne tagnako sy gne lohako avakoa."