tkg_jhn_text_reg/13/03.txt

1 line
426 B
Plaintext

\v 3 Izy da nahafantatry fa gne zavatry rehetra da efa napetrakin'gne Ray teo am-pelatagnany ary Izy da avy amin'Andriamanitry ary hiverigny agny amin'Andriamanitry. \v 4 Nitsangà Izy teo am-pisakafoagna ary nangala gne akanjogny ivelany. Avy eo Izy nangala lamba ary nisafotry izà. \v 5 Avy eo nandraraky rano tao agnaty signy Izy da nanomboky nanasa gne tombondreo mpianatry ary namafa andreo tamin'ilay lamba nisaforany.