tkg_jhn_text_reg/13/01.txt

1 line
379 B
Plaintext

\v 1 Ary andro mialohan'gne fifalian'gne Paska izao. Fantatr'i Jesosy fa tonga gne lera hialagny eto amin'izao tontolo izao ka handeha agny amè Ray. Rehefa nitia gne mpiara-dia taminy tetoa amin'izao tontolo izao Izy, da nitia andreo hatramin'gne farany. \v 2 Ary gne devoly da efa nametraky izao tao an-tsain'i Jodasy Iskarioata zanak'i Simona, da gne hamadihagny an'i Jesosy.