tkg_jhn_text_reg/12/34.txt

1 line
629 B
Plaintext

\v 34 Indreo vahoaky namaly Anazy hoe: "Renay tamè lalàgna fa Kristy da hijanogny mandrakazay. Ino gne hafahanao magnambara hoe: 'Gne Zanak'Olo da tsy maintsy hasandratry'? Iza izà Zanak'Olo izà?" \v 35 Avy teo Jesosy nizàka andreo hoe: "Gne hazavà da mbola hindray amindreo mandritry gne fotoa fohy. Mandehana dian'gne mbola managny hazavagny, mba tsy hafahan'gne haizigny mialoha anareo. Izay mandeha amè mizy da tsy mahalala gne lalakombany. \v 36 Raha mbola manà gne hazavà anareo, da minoa izà mba ho zanakin'gne hazavagny anareo." Jesosy nagnambara ireo zavatry ireo ary avy teo da tsy hita ary nitodiky andreo.