tkg_jhn_text_reg/12/27.txt

1 line
485 B
Plaintext

\v 27 Amisia mangorohoro gne fagnahiko ary ino gne tokotry ho zakaiko? 'Ray ô!, vonjeo amin'ity lera ity Iao'? Kanefa noho izà antony izà gne nahatongavako amin'izao fotoa izao. \v 28 Ray ô!, hankalazao gne agnaranao. Avy teo nisy feo nagnako avy any an-danitry nagnano hoe: "Efa nankalazaiko izà ary mbola ho hankalazaiko indraiky." \v 29 Ary indreo vahoaky nitsanga tam'gneo sy naharè izà da nizàka fa nisy kotroky teo. Gne sasany nizàka hoe: "Nisy anjely niresaky taminy."