tkg_jhn_text_reg/12/09.txt

1 line
398 B
Plaintext

\v 9 Ary nisy vahoaky maro tamindreo Jiosy nahalala fa teo Jesosy, ka nagnato indreo, tsy ho an'i Jesosy irery avao, fa mba hahita an'i Lazarosy avakoa, ilay natsangan'i Jesosy tamè maty. \v 10 Indreo lohan'gne mpisorona da nihevitry niaraky mba hahafahandreo magnosiky an'i Lazarosy amè fahafatesa avakoa; \v 11 satria noho Izy gne nahavy gne ankamaroandreo Jiosy andeha ary nino an'i Jesosy.