tkg_jhn_text_reg/12/01.txt

1 line
458 B
Plaintext

\v 1 Enin'andro mialohan'gne Paska, da tonga tao Betania Jesosy, izay nidoboan'i Lazarosy, ilay efa natsangan'i Jesosy tamè maty. \v 2 Ka nagnano sakafo ho Anazy indreo, ary Marta gne nandroso andreo, fa Lazarosy kosa da anisan'ireo niara-nidoboky tamin'i Jesosy teo amè latabatry. \v 3 Avy teo Maria nangala menaky manitra raiky litatra izay vita tamè narda sarobidy, ka nagnosotry gne tombony tamè volon-dohany. Feno gne hanitr'ilay menaky gne tragno.