tkg_jhn_text_reg/11/33.txt

1 line
263 B
Plaintext

\v 33 Rehefa nahita anazy nitagny Jesosy, ary indreo Jiosy niaraky taminy koa nitagny, da vonto gne fagnany ary tora-kovitry Izy; \v 34 da hoy Izy hoe: ''Taiza gne nandevegnanareo anazy?'' Da hoy indreo taminy hoe: ''Tompo, avy ary iteo.'' \v 35 Nitagny Jesosy.