tkg_jhn_text_reg/11/30.txt

1 line
483 B
Plaintext

\v 30 Ary Jesosy tsy mbola avy tao an-tanà fa mbola teo amin'ilay toera nifakaitan'i Marta taminy avao. \v 31 Noho izà indreo Jiosy, izay niaraky taminy tao an-dragno sy nampahery azy, rehefa nahita an'i Maria nitsanga malaky ka lasa nijoso, da nagnaraky anazy, nihevitry fa handeha hitagny agny amè kobory izy. \v 32 Rehefa tonga teo amè toera nisy an'i Jesosy i Maria ka nahita Anazy, da nibebaky izy ary nizàka taminy hoe: ''Tompo, raha tetoa anao, da tsy maty gn'analako.''