tkg_jhn_text_reg/11/27.txt

1 line
355 B
Plaintext

\v 27 Hoy izy taminy hoe: ''Eka, Tompo, mino iao fa Anao gne Kristy, Zanak'Andriamanitry, ilay ho avy eto amin'izao tontolo izao.'' \v 28 Rehefa voazakany izà, da lasa izy nangaiky mangingina an'i Maria rahavaviny. Hoy izy hoe: ''Tonga gne Mpampianatry ary mangaiky anao izy. '' \v 29 Rehefa ren'i Maria izà, da nitsanga malaky izy da nandeha negnagny.