tkg_jhn_text_reg/11/05.txt

1 line
283 B
Plaintext

\v 5 Ary Jesosy da tia an'i Marta sy gne rahavaviny ary Lazarosy. \v 6 Ka rehefa naharè Jesosy fa tsy salama Lazarosy, da mbola nijanogny roy andro tao amè toera nisy Azy Izy. \v 7 Ary tafaran'izà, da nizàka tamindreo mpianatra Izy hoe:'' Andeha isika ho agny Jodia indraiky.''