tkg_jhn_text_reg/11/03.txt

1 line
320 B
Plaintext

\v 3 Ary indreo mpirahavavy nagniraky olo ho agny amin'i Jesosy, nizàka hoe: ''Tompo, iteo, fa marary ilay tianao.'' \v 4 Rehefa ren'i Jesosy izà, da hoy Izy hoe: ''Tsy fahafatesa gne hiafaran'ity arety ity, fa kosa ho fanehoa gne voninahitr'Andriamanitry mba hagnandratany gne Zanak'Andriamanitry amè alalan'izà.''