tkg_jhn_text_reg/10/37.txt

1 line
307 B
Plaintext

\v 37 Raha tsy magnano ireo asan'gne Raiko Iao, da ka mino Anah. \v 38 Fa raha magnano iregny Iao, na da tsy mino Anah aza anareo, da minoa ireo asa mba hahafantaranareo sy hahazoanareo fa gne Ray da ato Amiko ary Iao ao amè Ray.'' \v 39 Mbola nikasha gne hisambotry Anazy indraiky indreo, fa nilefa Izy.