tkg_jhn_text_reg/10/17.txt

1 line
291 B
Plaintext

\v 17 Io gne antony hitiavan'gne Ray Anah : mahafoy manolotry gn'aiko Iao mba handraisako izà. \v 18 Tsy misy mangala izà amiko, fa gne tegnako avao gne manolotry izà. Manà fahefagny hanolotry izà Iao, ary manà fahefagny hangala izà avakoa. Izá didy izà da azoko avy tamè Raiko.''