tkg_jhn_text_reg/10/09.txt

1 line
270 B
Plaintext

\v 9 Iao gne vavahady. Raha misy miditry ao amè alalako, da ho voavonjy izy; hiditry sy hijoso izy ary hahita gne fihinanà. \v 10 Fa gne mpangalatry tsy avy raha tsy hangalatry sy hamono ary handrava. Fa Iao kosa avy mba hanagnandreo fiainagny ary hanà izà maro be.