tkg_jhn_text_reg/07/37.txt

1 line
279 B
Plaintext

\v 37 Ary tame farany, andro zakabe amè firavoravoa, da nitsanga Jesosy ary nizàka mafy, magnano hoe:"raha misy mangetaheta, avelao izy hagnato anah ary hindrano.\v 38 Izay mino anah, araky gne voalazan'gne soratry masina, da hikoriana avy ao an-troky gne onin'gne rano velo."