tkg_jhn_text_reg/07/12.txt

1 line
266 B
Plaintext

\v 12 Nisy reaky be dia be momba azy teo anivon'ireo vahoaky. Gne sasany mizaka fa:"lelaha tsara izy." Ireo hafa mizaka hoe: "tsia, mitariky gne vahoaky agny ame fahaverezany izy." \v 13 Ary nisy sahy niresaky ampahabemaso momba an'azy nohon'gne fatahora ireo Jiosy.