tkg_jhn_text_reg/06/64.txt

1 line
253 B
Plaintext

\v 64 Mbola misy sasany aminareo tsy mino. "Fa Jesosy efa nahafatatry hatramin'gne voalohany izay tsy hino sy izay hamadiky an'azy. \v 65 Hoy izy hoe:"noho izany no nizakako taminareo fa tsy misy olo afaky magnato anà raha tsy nomen'gne Ray azy izany."