tkg_jhn_text_reg/06/54.txt

1 line
282 B
Plaintext

\v 54 Na iza na iza mihina gne nofoko sy mindrano gne ràko da mana fiaina mandrakizay, ary hatsangako izy ame andro farany.\v 55 Fa gne nofoko no tena foany, ary gne ràko no tena fisotro. \v 56 Izay mihina gne nofoko sy misotro gne ràko no mipetraka aminà,ary iao amin'azy koa.