tkg_jhn_text_reg/06/43.txt

1 line
384 B
Plaintext

\v 43 Jesosy namaly ka nagnano tamindreo hoe:"ajanogny gne fimonomonoa eo anivonareo. \v 44 Tsy misy olo afaky magnota anà raha tsy gne Raiko izay nagniraky anà no mitaona an'azy, ary ho hatsangako izy ame andro farany.\v 45 Izay da voasoratry ao ame bokin'gne mpaminagny hoe:'hampianarin'Andriamanitry izy rehetra.' Izay rehetra nahare sy nianatry tamin'e Ray gne magnatogna anà.