tkg_jhn_text_reg/06/38.txt

1 line
426 B
Plaintext

\v 38 Fa nidigny avy agny an-dagnitry aho, tsy mba hanao gne sitrapoko manoka, fa gne sitrapon'izy izay nagniraky anà. \v 39 Ary izao no sitrapon'izy izay nagniraky anà, da gne tsy hagniriako izay rehetra nomeny anà, fa hananga andreo ame andro farany. \v 40 Satria izao no sitrapon'gne Raiko, da gne mba hahazoan'gne rehetra izay mahita gne zanaka sy mino azy gne fiaina mandrakizay ary ho hatsangako ame andro farany izy.