tkg_jhn_text_reg/06/32.txt

1 line
412 B
Plaintext

\v 32 Avy eo Jesosy namaly andreo hoe:" zakaiko aminareomarina,da marina tokôtry, fa tsy Mosesy no nagnome anareo gne mofo avy agny an-dagnitry, fa gne Raiko nomagnome anareo gne tena mofo avy agny an-dagnitry.\v 33 Satria gne mofon'Andriamanitry da gne midigny avy agny an-dagnitry ka magnome fiaina ho an'izao tontolo izao." \v 34 Ka hoy indreo taminy hoe:" Tompoko, omeo anay mandrakariva izany mofo izany."