tkg_jhn_text_reg/06/28.txt

1 line
233 B
Plaintext

\v 28 Avy eo da hoy indreo taminy hoe:" ino no tsy maintsy hamboarinay, mba hagnamboaranay ireo asan'Andriamanitry?"\v 29 Jesosy namaly da nagnano tamindreo hoe: io gne asan'Andriamanitry: da gne hinoanareo gne raiky izay nirahany."