tkg_jhn_text_reg/05/19.txt

1 line
413 B
Plaintext

\v 19 Ary Jesosy namaly andreo hoe:" zakaiko aminareo marina, da marina tokoa, fa gne zanaka da tsy afaky magnano na ino na ino ho azy, afa tsy izay hitany ataon'gne Ray evao, fa na ino na ino ataon'gne Ray, da ataon'gne zanaka evakoa ireo raha ireo. \v 20 Fa gne Ray tia gne zanaka ka nampiseho azy gne raha aby izay namboariny gne tegnany, ary hampiseo azy raha zakabe mihoatry noho ireo izy mba ho gaga anareo.