tkg_jhn_text_reg/05/01.txt

1 line
716 B
Plaintext

\v 1 Tafaran'izany da nisy firavoravoan'gne Jiosy, ary niakatry ho agny Jerosalema Jesosy.\v 2 Ary tagny Jerosalema eo akaikin'gne vavahadin'ondry, da nisy farihy, izay nozakay tame Hebreo hoe Betesda, ary misy fialofa dimy izany. \v 3 Maro ireo olo marary, jamba, malemy, na tsy afaky mihetsiky natory tao.(Fagnamaria: gne antotantaratasy taloha tsara indrindra da manala gne fehezateny hoe:"mandigny gne fihetsehin'gne rano")\v 4 (fagnamaria:gne antontan- taratasy taloha tsara indrindra da manala gne and.4 hoe:" fa nisy anjelin'gne Tompo raiky nidigny ka nampihetsiky gne rano indraindray ary na iza na iza nandea aho rehefa nihetsiky gne rano da sitrgny tamin'ireo aretina izay namparary azy na ino na ino.")