tkg_jhn_text_reg/02/01.txt

1 line
167 B
Plaintext

\v 1 Telo andro taty afara, da nisy fampekaram-bady tao Kanà ao Galilia, ary tao gne renin'i Jesosy. \v 2 Jesosy sy ireo mpianatriny da nangia tame fampekaram-bady.