tkg_jhn_text_reg/01/37.txt

1 line
487 B
Plaintext

\v 37 Nahare anazy nizàka izany ireo mpianatrin'ny roa ka nagnaraky an'i Jesosy indreo. \v 38 Avy eo jesosy nitodika ka nahita andreo nagnaraky anazy ka nizaka andreo hoe:"ino no tadiavinareo?"\v 39 Namaly indreo hoe:"Raby(izay midika hoe mpampianatry), aia anao no mipetraka?" Namaly anazy indreo hoe:"magnatogna ary hiteo." Ary nagnato an'azy indreo ka nahita gne toera izay nidobohany; nidoboky niaraky taminy tao indreo tamin'io andro io, fa tokotry efa ho lera fahafolo tam'izà.