\v 10 y Jesosy taminy hoe: "Izay efa nisheky da tsy mila izà, afa-tsy gne manasha tomboky avao, fa izy da efa madio tanteraky; anao da madio, fa tsy gne rehetra nefa." \v 11 (Satria efa fantatr'i Jesosy hoe iza ilay hamadiky Anazy; izà gne antony nizàkany hoe: "Tsy anareo rehetra gne madio.")