\v 11 Fa Maria da nipatsaky nitomagny teo ambadikiny gne kobory. Raha izy nitomagny igny, da niondriky tao amin'ilay kobory.\v 12 Nahita anjely roa mitafy lamba fotsy nipetraky izy, gne raiky teo an-doha, ary gne raiky teo an-tongotry teo amin'ilay toera nametrahany gne vatan'i Jesosy. \v 13 Hoy indreo tamin'azy hoe:"ravihavy,nagnino anao no mitomagnihy?" Hoy izy tamindreo hoe:"satria nindesindreo gne tompo, ary tsy fatatry izay nametrahandreo an'azy."