\v 14 Ary mitovy gne nanandratan'i Mosesy gne bibilava tagny an'efitra, no tsy maintsy hanandratana gne zanak'olo, \v 15 mba hana fiaina mandrak'izay izay rehetra mino azy.