\v 25 \v 26 \v 27 Ary nitsanga Petera ka nagnafana gne ainy. Avy eo hoy ireo olo taminy hoe: "Anao koa tsy raiky amindreo mpianany?" Nandà izà izy ary nizàka hoe: "Tsy izy iao." Raiky tamindreo mpanompon'gne mpisoronabe, izay havan'ilay lehilahy izay notapain'i Petera gne sofiny, nizàka hoe: "Tsy hitako nindray taminy tao amè loviky ve anao?" Avy eo Petera nandà indraiky, ary avy hatrany da nagneno gne akoho.